Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:21 - Baiboly Katolika21 Nisy andro anankiray notendrena hihaonan’izy roa lahy samy lohany mitokana, dia nankao i Jodasy ary sezam-boninahitra no napetraka ho azy ireo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Nisy àry andro anankiray naraikitra hanaovan’izy roa lahy filohan-tafika fihaonana manokana. Kalesy anankiray no samy nandroso avy amin’ny toby an-daniny sy an-kilany, ary nasiana sezam-boninahitra teo ho azy roa lahy. Jereo ny toko |