Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:20 - Baiboly Katolika20 Nony ela no nandinihan’ny jeneraly ny fanekena naposaka dia nambarany tamin’ny tafika rehetra, ka rehefa niharihary fa miray hevitra avokoa izy rehetra no vao nekena ny hifampiraharahana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara20 Rehefa nandinika lalina ny soso-kevitra naroso i Joda, dia nanambara izany tamin’ny tafiny; ka nony niharihary fa niray hevitra izy rehetra vao nekena ny hifampiraharahana. Jereo ny toko |