Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:19 - Baiboly Katolika19 Dia nirahiny i Pôsidôniosa sy i Teôdôty ary i Matatiasa hanolotra ny tanany amin’ny Jody sy handray ny azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Dia nirahiny i Pôsidôny sy i Teôdôta ary i Matatià hanao raharaham-pihavanana amin’i Joda Makabeo. Jereo ny toko |