Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:18 - Baiboly Katolika18 I Nikanôra anefa nandre ny herim-pon’i Jodasy sy ny namany mbamin’ny fahasahiana niadian’izy ireo ho an’ny tanindrazany, ka natahotra ny hanankina ny raharaha amin’ny fitsarana amin’ny ady. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 I Nikanôra kosa nahatsapa ny herimpon’i Joda sy ny namany mbamin’ny zotompo niadiany ho an’ny tanindrazany, ka niahotra handamina ny olana amin’ny alalan’ny fifamelezana. Jereo ny toko |