Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:17 - Baiboly Katolika17 I Simôna rahalahin’i Jodasy no nandrafitra ny ady tamin’i Nikanôra, nefa tratry ny fisehoan’ny fahavalo tampoka ka voan’ny faharesena kely ihany izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 I Simôna, rahalahin’i Joda, no efa nikatroka tamin’i Nikanôra; kanjo nisy fahavalo tonga nanampoka azy ka voan’ny faharesena kely izy. Jereo ny toko |