Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 14:16 - Baiboly Katolika16 Vao nobaikoin’ny lehibeny izy dia niainga niaraka tamin’izay, ka nandraikitra ady tamin’ny fahavalo tao am-bohitr’i Desao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Vao nibaiko ny Jiosy i Joda lehibeny, dia niainga niaraka tamin’izay ireo ka nandraikitra ady tamin’ny fahavalo tao amin’ny tanàna kely atao hoe Hadasà. Jereo ny toko |