Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:15 - Baiboly Katolika

15 Nony ren’ny Jody ny hiavian’i Nikanôra sy hamelezan’ny Jentily dia nihosim-bovoka izy, sy nivavaka tamin’Ilay nanorina ny vahoakany ho mandrakizay sy niaro tsy tapaka ny lovany, tamin’ny famantarana miharihary.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Nony nandre ny fiavian’i Nikanôra sy ny firohotan’ireo mpanompo sampy tao Jodea niandany taminy koa ny Jiosy, dia nanosim-bovoka ny lohany izy, ary nivavaka tamin’ilay Andriamanitra nanorim-ponenana azy ho mandrakizay satria vahoakany sady anjara fananany ary niaro azy tsy tapaka tamin’ny famantarana miharihary.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:15
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra