Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:14 - Baiboly Katolika

14 Nanao andiany nivory nanaraka an’i Nikanôra avokoa ireo Jentily nandositra niala tamin’i Jodea teo anoloan’i Jodasy, matoky marina fa ny voina aman-doza manjò ny Jody, dia hody soa ho azy ireo kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Nanao andiany nanaraka ny tafik’i Nikanôra ireo mpanompo sampy tao Jodea, izay nandositra teo anoloan’i Joda Makabeo, ka nihevitra fa hody soa ho azy ireo koa ny voina aman-doza hihatra amin’ny Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra