Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 14:23 - Baiboly Katolika

23 Nitoetra andro vitsivitsy tao Jerosalema i Nikanôra, tsy nanao ny tsy marina na dia kely aza, nalefany hody avokoa ny vahoaka nivory nitsitokotoko.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Nitoetra andro vitsivitsy tao Jerosalema i Nikanôra, ka tsy nanao zavatra mahasosotra na kely aza. Nalefany hody ireo vahoaka izay vory nitsitokotoko nanodidina azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 14:23
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra