Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:9 - Baiboly Katolika

9 Dia nandroso ny mpanjaka; feno hevitra barbarianina ny sainy, vonon-kamely mafy ny Jody mihoatra noho ny nataon-drainy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Niroso hatrany ny dian’i Antiôkosa mpanjaka; feno hevitra barbarianina ny sainy ka nivonon-kamely mafy ny Jiosy izy mihoatra noho ny nataon-drainy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:9
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra