Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:8 - Baiboly Katolika

8 Fa nanota imbetsaka tamin’ny ôtely izy, izay madio ny afo aman-davenona, ka tao anaty lavenona izy no tojo ny fahafatesana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Nanota imbetsaka tamin’ny alitaran’ny Tompo manko izy: madio ny afo aman-davenon’izany alitara izany ka tao anaty lavenona izy no tojo ny fahafatesana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:8
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra