Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:7 - Baiboly Katolika

7 Toy izany no nahafatesan’i Menelasa, ilay mpivadika ny lalàna, ary rariny loatra ny tsy nandevenana azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Toy izany no nahafatesan’i Menelà, ilay mpanohitra ny lalànan’Andriamanitra; ary rariny loatra ny tsy nahazoany fandevenana.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:7
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra