Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:10 - Baiboly Katolika10 Vao nahalala izany i Jodasa dia nandidy ny vahoaka hiantso ny Tompo andro aman’alina mba hovonjeny amin’izao indray koa ireto olona Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Vao nahalala izany i Joda Makabeo, dia nandidy ny vahoaka hiantso ny Tompo andro aman’alina mba hovonjeny amin’izao indray mandeha izao koa; tsara hoesorina amin’ny Jiosy manko ny lalànany sy ny tenin-drazany ary ny tempoly masina. Jereo ny toko |