Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:11 - Baiboly Katolika11 efa hoesorina amin’ny lalàna, amin’ny tanindrazany, amin’ny tempoly masina; ary mba tsy havelany ho latsaka eo am-pelatanan’ny firenena mankahala ny fivavahana ity vahoaka vao teo no nahita hiainana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Izany vahoaka izay vao teo no nahita hiainana izany no nasain’i Joda nivavaka mba tsy havelan’ny Tompo ho latsaka eo am-pelatanan’ny firenena mpaniratsira. Jereo ny toko |