Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:12 - Baiboly Katolika12 Nony efa niara-nivavaka toy izany sy nitaraina tamin’ny Tompo mpamindra fo izy rehetra, nanao an-dranomaso sy nifady hanina, sady nandohalika tsy tapaka nandritra ny hateloana, dia namporisihin’i Jodasy izy ireo ary nasainy niomana mba ho vonona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Niara-nivavaka toy izany izy rehetra sy nitaraina tamin’ny Tompo mpamindrafo ka nanao an-dranomaso sy nifady hanina sady nandohalika lalandava nandritra ny telo andro; avy eo dia nanao teny fampaherezana azy i Joda ary nandidy azy hiomana hiatrika ady. Jereo ny toko |