Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:13 - Baiboly Katolika

13 Ka niresaka manokana tamin’ny loholona izy aloha, dia nanapa-kevitra ny tsy hiandry ny mpanjaka, hitondra ny tafiny hiditra an’i Jodea, sy hahafaka an’i Jerosalema, fa hiroso miaraka amin’izay sy hamita ny raharaha amin’ny fanampian’ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Rehefa niresaka manokana tamin’ny loholona i Joda, dia nanapa-kevitra ny tsy hiandry ny mpanjaka hitondra ny tafiny hiditra ao Jodea sy haka ny tanàna Jerosalema, fa ny hiainga kosa miaraka amin’izay sy hisahan-draharaha ombàn’ny fanampian’ny Tompo.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra