Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:14 - Baiboly Katolika

14 Koa nankininy tamin’ny Nahary an’izao tontolo izao, izay ho anjara fiafaran’ny Jody, dia namporisihiny ny namany hiady amin-kerim-po hatramin’ny fahafatesana, ho an’ny lalàna, ho an’ny tempoly, ho an’ny tanàna masina ary ho an’ny tanindrazana amam-pirenena, dia notarihiny ho eo amin’ny manodidina an’i Modìna ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Koa nankininy tamin’ilay Mpahary an’izao tontolo izao ny ho fiafaran’ny ady; fa nampirisihany ny namany hiady amin-kerimpo hatramin’ny fahafatesana ho an’ny lalànany sy ny tempoliny, ho an’i Jerosalema sy ho an’ny tanindrazany ary ho an’ny fitondram-pireneny. Ary nasain’i Joda nitoby eo amin’ny manodidina an’i Môdôna ny tafiny.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:14
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra