Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:4 - Baiboly Katolika

4 Kanjo kosa, nampirehetin’ilay Mpanjakan’ny mpanjaka, tamin’io tsy misoro-doza io, ny fahatezeran’i Antiôkosa, fa nasehon’i Lisiasy tamin’ny mpanjaka fa i Menelasa no fototr’izao loza rehetra izao, ka nasain’i Antiôkosy nentina any Berea izy io, dia hovonoina any araka ny fanao amin’izany fitoerana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 Kanjo ny Tompo, ilay Mpanjakan’ny mpanjaka, dia nampirehi-katezerana an’i Antiôkosa tamin’ilay tsy mifaditrovana io. Nasehon’i Lisià tamin’ny mpanjaka manko fa io Menelà io no fototr’izao loza rehetra izao; ka nasain’i Antiôkosa nentina any Berea izy, dia hovonoina ho faty any araka ny fanao amin’izany toerana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:4
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra