Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:5 - Baiboly Katolika

5 Fa nisy tilikambo anankiray tao, 50 hakiho ny haavony, feno lavenona voaisy milina mihodina eny an-tampony, ka hatrizay hatrizay, dia nampisisika ao anaty lavenona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Tao amin’io tanàna io dia nisy tilikambo anankiray feno lavenona; 25 metatra ny haavony ka teny an-tampony no voaisy milina mihodina ary mampirona hatraiza hatraiza hankao an-davenona.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:5
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra