Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:3 - Baiboly Katolika

3 Nikambana tamin’izy ireo koa i Menelasa sady namporisika an’i Antiôkosy tamim-pihatsarambelatsihy lozan-tany, tsy mba ho famonjena ny tanindrazany anefa, fa noho ny fanantenany haverina amin’ny voninahiny indray.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Nikambana tamin’izy ireo i Menelà sady nihatsaravelatsihy erỳ manangoly an’i Antiôkosa; kanefa tsy mba ho famonjena ny tanindrazany izany fa noho ny fanantenany haverina indray amin’ny andraikitra maha mpisorombe azy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:3
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra