Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:2 - Baiboly Katolika

2 ary i Lisiasy mpiahy ama-mpandraharahany koa, nanaraka azy; izy roa lahy samy nitarika tafika grika, izay nisy miaramila an-tongotra 110.000, an-tsoavaly 5.300, elefanta 22, ary kalesy misy antsy lava 300.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Niaraka tamin’ny mpanjaka koa i Lisià, mpanabe azy sady praiminisitra. Tafika grika no samy notarihin’izy roa lahy, dia tafika izay nahitana miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika 110 sy miaramila an-tsoavaly nisy antokon-tafika dimy sy andiany telo, elefanta 22 ary kalesy telonjato mirongo antsy lava tsirairay avy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:2
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra