Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:1 - Baiboly Katolika1 Tamin’ny taona faha-149, ren’i Jodasy sy ny namany fa tamy hamely an’i Jodea i Antiôkosy Eopatôra mitondra miaramila maro; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Tamin’ny taona faha-149 dia henon’i Joda Makabeo sy ny namany fa tamy hamely an’i Jodea i Antiôkôsa Eopatôra ombà-miaramila maro. Jereo ny toko |