Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:22 - Baiboly Katolika

22 Nifandrindra fanindroany tamin’ireo nafahirano ny mpanjaka, ka nanolotra tanana azy ireo, sy nandray ny azy, dia nihataka;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 Nifandrindra fanindroany tamin’ireo mponin’i Bety-Tsoro ny mpanjaka, ary nanaiky hanao fifampihavanana taminy, ka nampihataka ny tafiny;

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:22
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra