Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:21 - Baiboly Katolika

21 I Radôkôsa isan’ny tafiky ny Jody kosa anefa nilaza ny zava-miafina tamin’ny fahavalo; natao ny famotorana dia azo izy, ka natao an-tranomaizina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Kanefa i Rôdôka, izay anisan’ny miaramila jiosy, dia nilaza tsiambaratelon-tafika tamin’ny fahavalo; nokarohina izy, ka voasambotra ary novonoina ho faty.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:21
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra