Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:20 - Baiboly Katolika

20 Nandefasan’i Jodasy izay nilainy ireo nafahirano tamin’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

20 Ireo voafahirano tamin’izay manko dia nandefasan’i Joda ny zavatra nilainy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:20
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra