Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:19 - Baiboly Katolika19 Niroso hamely an’i Betsora tanàna mimanda mafy an’ny Jody izy, kanjo voatosika, tsy nahomby, resy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Niroso izy hamely an’i Bety-Tsoro izay tanàna mimanda mafy an’ny Jiosy, saingy voatosika izy ka tsy nahomby fa resy. Jereo ny toko |