Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:18 - Baiboly Katolika18 Nony nahatsapa ny herim-pon’ny Jody toy izany ny mpanjaka, dia izay hahazoana an-kafetsena ny tanàna indray no nandramany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara18 Rehefa tsapan’i Antiôkosa mpanjaka izany herimpon’ny Jiosy izany, dia izay hahazoana an-kafetsena ireo tanàna nisy azy no nandramany. Jereo ny toko |