Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno 2Makabeo 13:17 - Baiboly Katolika17 Fa vita tomombana ny natao, vao nazava ratsy ny andro, noho ny fiarovana nomban’ny Tompo an’i Jodasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 fony efa nazava ratsy ny andro. Vita tomombana ny fanafihana natao, satria nomba fiarovana an-dry i Joda ny Tompo. Jereo ny toko |