Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 13:16 - Baiboly Katolika

16 Hany ka nataony safotry ny fivadiham-po amam-pifanaritahana ny tao an-toby, vao nialany tamim-pahombiazana tanteraka.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Hany ka nivadi-po sy nifanaritaka aoka izany ny tao an-tobim-pahavalo vao nialan’ny Jiosy tamim-pahombiazana tanteraka

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 13:16
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra