2Tantara 34:16 - Baiboly Katolika16 Dia nentin’i Safàna tany amin’ny mpanjaka, ka nilaza taminy koa izy, nanao hoe: «Efa nataon’ny mpanomponao avokoa izay rehetra nasaina nataony; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Ary nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka i Safana sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA16 i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 i Safàna kosa nitondra izany ho any amin’ny mpanjaka sady nanao tatitra taminy nilaza hoe: –Ireo mpanomponao dia eo am-panatontosana ny andraikitra rehetra nasainao nosahaniny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Ary Safana nitondra ny boky ho any amin’ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon’ny mpanomponao dia nataony avokoa. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Ary Safana nitondra ny boky ho any amin'ny mpanjaka sady nilaza taminy hoe: Izay rehetra nasaina nataon'ny mpanomponao dia nataony avokoa. Jereo ny toko |