2Tantara 3:9 - Baiboly Katolika9 ary dimampolo sikla ny lanjan’ny hombo volamena. Ny efitrano ambony nopetahany volamena koa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ny lanjan’ny hombo volamena dia sekela dimampolo. Ny efitrano ambony dia nopetahany volamena koa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Ny fantsika volamena dia nilanja dimampolo sekela. Ary ireo efitrano tamboniny aza dia nopetahana volamena koa ny rindrina anatiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ny fantsika volamena dia nilanja dimampolo sekela. Ary ireo efitrano tamboniny aza dia nopetahana volamena koa ny rindrina anatiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary ny lanjan’ny hombo volamena dia sekely dimam-polo. Ary ny efi-trano ambony nopetahany volamena koa. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary ny lanjan'ny hombo volamena dia sekely dimam-polo. Ary ny efi-trano ambony nopetahany volamena koa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ny lanjan’ny hombo volamena dia sekela dimampolo. Ny efitrano ambony dia nopetahany volamena koa. Jereo ny toko |