2Tantara 3:10 - Baiboly Katolika10 Nanao kerobima roa, taozavatra voasikotra, tao amin’ny efitrano masina indrindra, ary nopetahany volamena ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Nosokirany sarin’ny kerobima roa tao amin’ny efitrano masina indrindra, avy eo dia nopetahany takelaka volamena. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Tao amin’ny Toeramasina Indrindra dia namboarana sarivongana kerobima anankiroa, ka metaly narendrika sady nopetahana takela-bolamena no nanaovana azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Tao amin’ny Toeramasina Indrindra dia namboarana sarivongana kerobima anankiroa, ka metaly narendrika sady nopetahana takela-bolamena no nanaovana azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary tao amin’ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin’ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary tao amin'ny efi-trano masina indrindra dia nasiany sarin'ny kerobima roa, ary nosokiriny no nanaovany azy, dia nopetahany takela-bolamena. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Nosokirany sarin’ny kerobima* roa tao amin’ny efitrano masina indrindra, avy eo dia nopetahany takelaka volamena. Jereo ny toko |