2Tantara 3:8 - Baiboly Katolika8 Dia nataony ny efitrano masina indrindra: roapolo hakiho araka ny sakan’ny trano ny halavany, ary roapolo hakiho ny sakany. Nopetahany volamena madio io, nahalaniana talenta volamena enin-jato, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Nanangana ny efitrano masina indrindra izy: Ny lavany dia roapolo hakiho mifanerana amin’ny sakan’ny trano, roapolo hakiho koa ny sakany; nopetahany takelaka volamena tsara milanja talenta eninjato izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA8 Avy eo dia natao ilay efitrano antsoina hoe Toeramasina Indrindra; efamira io efitrano io fa ny lafiny rehetra dia samy nirefy folo metatra tahaka ny sakan’ny tempoly. Nopetahana takela-bolamena milanja roapolo taonina ny rindrina anatiny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Avy eo dia natao ilay efitrano antsoina hoe Toeramasina Indrindra; efamira io efitrano io fa ny lafiny rehetra dia samy nirefy folo metatra tahaka ny sakan’ny tempoly. Nopetahana takela-bolamena milanja roapolo taonina ny rindrina anatiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary nanao ny efi-trano masina indrindra izy: ny lavany dia roa-polo hakiho mifanerana amin’ny sakan’ny trano, ary roa-polo hakiho koa ny sakany; ary nopetahany takela-bolamena tsara talenta enin-jato. izy Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary nanao ny efi-trano masina indrindra izy: ny lavany dia roa-polo hakiho mifanerana amin'ny sakan'ny trano, ary roa-polo hakiho koa ny sakany; ary nopetahany takela-bolamena tsara talenta enin-jato izy Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Nanangana ny efitrano masina indrindra izy: Ny lavany dia roapolo hakiho mifanerana amin’ny sakan’ny trano, roapolo hakiho koa ny sakany; nopetahany takelaka volamena tsara milanja talenta eninjato izany. Jereo ny toko |