Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 3:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ny fantsika volamena dia nilanja dimampolo sekela. Ary ireo efitrano tamboniny aza dia nopetahana volamena koa ny rindrina anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ny lanjan’ny hombo volamena dia sekela dimampolo. Ny efitrano ambony dia nopetahany volamena koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ny fantsika volamena dia nilanja dimampolo sekela. Ary ireo efitrano tamboniny aza dia nopetahana volamena koa ny rindrina anatiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 ary dimampolo sikla ny lanjan’ny hombo volamena. Ny efitrano ambony nopetahany volamena koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary ny lanjan’ny hombo volamena dia sekely dimam-polo. Ary ny efi-trano ambony nopetahany volamena koa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary ny lanjan'ny hombo volamena dia sekely dimam-polo. Ary ny efi-trano ambony nopetahany volamena koa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ny lanjan’ny hombo volamena dia sekela dimampolo. Ny efitrano ambony dia nopetahany volamena koa.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 3:9
2 Rohy Ifampitohizana  

Dia nomen’i Davida an’i Salômôna zanany ny sarin’ny Toeramasina sy ny trano fanampiny –efitrano firaketana, efitrano ambony, efitrano anatiny –ary ny trano hisy ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny Tompo.


Tao amin’ny Toeramasina Indrindra dia namboarana sarivongana kerobima anankiroa, ka metaly narendrika sady nopetahana takela-bolamena no nanaovana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra