Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




2Tantara 27:8 - Baiboly Katolika

8 25 taona izy fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 Feno 25 taona izy fony tonga mpanjaka; ary naharitra 16 taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Feno 25 taona izy fony tonga mpanjaka; ary naharitra 16 taona no nanjakany tao Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin’ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary enina ambin'ny folo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Dimy amby roapolo taona izy raha nanomboka nanjaka ary enina amby folo taona no nanjakany tany Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




2Tantara 27:8
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary 25 taona i Joatama, fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Jerosà zanak’i Sadôka.


Dia nody mandry any amin’ny razany i Joatama, ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. Ary i Akaza zanany no nanjaka nandimby azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra