2Tantara 24:13 - Baiboly Katolika13 Ka niasa ny mpiasa, ary tao an-tanany dia nandroso ny fanamboarana ny trano, ka tafaveriny amin’ny toetrany taloha ny tranon’Andriamanitra sy nohamafisiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia niasa ny mpiasa ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA13 Dia nikatroka ny mpiasa, ka nandroso tsara ny asa nataony; ary namboariny ho toy ny teo aloha sady nohamafisiny ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Dia nikatroka ny mpiasa, ka nandroso tsara ny asa nataony; ary namboariny ho toy ny teo aloha sady nohamafisiny ny tranon’Andriamanitra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Dia nanao ny mpiasa, ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Dia nanao ny mpiasa, ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon'Andriamanitra ka nataony mafy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Dia niasa ny mpiasa ka vita tsara ny asa; ary namboariny ho toy ny teo aloha ny tranon’Andriamanitra ka nataony mafy. Jereo ny toko |
Nony vita ny asa dia nentiny teo anatrehan’ny mpanjaka sy i Jôiadà ny vola sisa ka nanaovana fanaka ho an’ny tranon’i Iaveh, dia fanaka hoenti-manao ny fanompoana sy ny sorona dorana, kôpy mbamin’ny fanaka volamena amana volafotsy sasany, ka tsy tapaka fanateran-tsorona dorana tao an-tranon’i Iaveh tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà.