2Tantara 18:34 - Baiboly Katolika34 Nihamafana ny ady tamin’izay andro izay, ary notohanana hitsangana manandrify ny Sirianina teo ambony kalesiny ihany ny mpanjakan’i Israely, mandra-paharivan’ny andro, fa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201134 Nihamafy ny ady tamin’izany andro izany; ary notohanana ny mpanjaka mba hijoro teo amin’ny kalesiny nanatrika ny Arameana mandra-paharivan’ny andro ny mpanjakan’ny Israely; nefa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA34 Kanefa nihamafy ny ady tamin’izay andro izay, hany ka voatery nihafy ny mpanjakan’i Israely nitsangana teo amin’ny kalesiny, nanoloana ny tafika sirianina, mandra-paharivan’ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara34 Kanefa nihamafy ny ady tamin’izay andro izay, hany ka voatery nihafy ny mpanjakan’i Israely nitsangana teo amin’ny kalesiny, nanoloana ny tafika sirianina, mandra-paharivan’ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy34 Ary nihamafy ny ady tamin’izany andro izany; ary ny mpanjakan’ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin’ny kalesiny tandrifin’ny Syriana mandra-paharivan’ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible34 Ary nihamafy ny ady tamin'izany andro izany; ary ny mpanjakan'ny Isiraely nihafy nitsangana teo amin'ny kalesiny tandrifin'ny Syriana mandra-paharivan'ny andro; fa nony efa hilentika ny masoandro, dia maty izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache34 Nihamafy ny ady tamin’izany andro izany; ary notohanana ny mpanjaka mba hijoro teo amin’ny kalesiny nanatrika ny Arameana mandra-paharivan’ny andro ny mpanjakan’ny Israely; nefa nony efa hilentika ny masoandro dia maty izy. Jereo ny toko |