2Tantara 18:33 - Baiboly Katolika33 Tamin’izay nisy lehilahy anankiray nandefa zana-tsipìka kitoatoa ka nahavoa ny mpanjakan’i Israely teo anelanelan’ny fikatonan’ny akanjom-piadiany sy ny fiarovan-tratrany. Ka hoy ny mpanjaka tamin’ny mpampandeha ny kalesy: «Ahodino, ka ento miala eto amin’ny tany iadiana aho, fa voa.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201133 Ary nisy lehilahy iray nandefa anjoanjo zana-tsipìka ka nahavoa ny mpanjakan’ny Israely teo amin’ny fitohizan’ny fiarovan-tratrany; ary hoy izy tamin’ny lehiben’ny kalesiny: Ahodino ny kalesy fitondra miady ka ento miala eto amin’ny mpiady aho fa voa. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA33 Ary nisy miaramila sirianina anankiray nandefa zana-tsipîka tsy nahy, ka nahavoa ny mpanjakan’i Israely teo anelanelan’ny famavàn’ny akanjo vy fiarovan-tratrany; ka dia hoy ity mpanjaka tamin’ny mpamily ny kalesiny: –Ahodino ny kalesy, ka ento miala ny toeram-piadiana aho fa maratra mafy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara33 Ary nisy miaramila sirianina anankiray nandefa zana-tsipîka tsy nahy, ka nahavoa ny mpanjakan’i Israely teo anelanelan’ny famavàn’ny akanjo vy fiarovan-tratrany; ka dia hoy ity mpanjaka tamin’ny mpamily ny kalesiny: –Ahodino ny kalesy, ka ento miala ny toeram-piadiana aho fa maratra mafy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy33 Ary nisy lehilahy anankiray nandefa zana-tsipìka kitotoa ka nahavoa ny mpanjakan’ny Isiraely teo analenalen’ny fiarovan-tratrany sy ny eo ambaniny; ka dia hoy izy tamin’ny mpampandeha ny kalesiny: Ahodino, ka ento miala eto amin’ny mpiady aho, fa voa. Jereo ny tokoMalagasy Bible33 Ary nisy lehilahy anankiray nandefa zana-tsipìka kitoatoa ka nahavoa ny mpanjakan'ny Isiraely teo anelenalen'ny fiarovan-tratrany sy ny eo ambaniny, ka dia hoy izy tamin'ny mpampandeha ny kalesiny: Ahodino, ka ento miala eto amin'ny mpiady aho, fa voa. Jereo ny toko |