2Tantara 18:22 - Baiboly Katolika22 Koa indro i Iaveh nanisy fanahy mandainga eo am-bavan’ireo mpaminany izay eto ireo. Ary i Iaveh efa nanonona loza hanjò anao.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Koa indro, ankehitriny NY TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto ary Izy no efa nilaza ny loza hanjo anao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA22 Ankehitriny, indro ny TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto, dia satria IZY mihitsy no efa nilaza ny loza hanjo anao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Ankehitriny, indro ny TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto, dia satria IZY mihitsy no efa nilaza ny loza hanjo anao. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto, ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Koa, indro, Jehovah efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan'ireto mpaminaninao ireto, ary Izy koa efa nilaza ny loza hanjo anao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Koa indro, ankehitriny NY TOMPO efa nanisy fanahy mandainga ao am-bavan’ireto mpaminaninao ireto ary Izy no efa nilaza ny loza hanjo anao. Jereo ny toko |