2Tantara 18:21 - Baiboly Katolika21 Ary hoy ny navaliny: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga eo am-bavan’ny mpaminany rehetra. Dia hoy i Iaveh taminy: Hanambaka azy tokoa ianao ary ho efanao tokoa izany. Koa mivoaha àry, ataovy izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Dia hoy izy: Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray NY TOMPO: Ho voafitakao izy ka hahomby ianao; mandehana ka ataovy araka izany. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Dia hoy izy: «Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ireo mpaminanin’i Ahaba rehetra.» Ary hoy indray ny Tompo: «Ho voataonanao tokoa izy, sady zavatra manavanana anao izany; ndeha àry ka ataovy.» Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Dia hoy izy: «Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ireo mpaminanin’i Ahaba rehetra.» Ary hoy indray ny Tompo: «Ho voataonanao tokoa izy, sady zavatra manavanana anao izany; ndeha àry ka ataovy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Dia hoy izy: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray Jehovah: Ho voataonanao ihany izy, ka hahatanteraka hianao; mivoaha ary, ka ataovy izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Dia hoy izy: Hivoaka aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan'ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray Jehovah: Ho voataonanao ihany izy, ka hahatanteraka ianao; mivoaka ary, ka ataovy izany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Dia hoy izy: Handeha aho ka ho tonga fanahy mandainga ao am-bavan’ny mpaminaniny rehetra. Dia hoy indray NY TOMPO: Ho voafitakao izy ka hahomby ianao; mandehana ka ataovy araka izany. Jereo ny toko |