1Korintiana 1:5 - Baiboly Katolika5 fa noho ny firaisanareo aminy, tonga manan-karena amin’ny zavatra rehetra ianareo, dia amin’ny teny rehetra sy amin’ny fahalalana rehetra; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 dia ny nampanankarena anareo ao Aminy amin’ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 Eny, noho ianareo tafaray amin’i Kristy Jesoa no mampanankarena anareo amin’ny fanomezana rehetra, dia ny teny sy ny fahalalana rehetra. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Eny, noho ianareo tafaray amin’i Kristy Jesoa no mampanankarena anareo amin’ny fanomezana rehetra, dia ny teny sy ny fahalalana rehetra. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin’ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra, Jereo ny tokoMalagasy Bible5 dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin'ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 dia ny nampanankarena anareo ao Aminy amin’ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra, Jereo ny toko |