1Korintiana 1:4 - Baiboly Katolika4 Isaorako an’Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, noho ny fahasoavan’Andriamanitra nomena anareo ao amin’i Jesoa Kristy: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena anareo ao amin’i Kristy Jesosy, Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA4 Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro ny aminareo aho noho ny fahasoavana efa nomeny anareo izay tafaray amin’i Kristy Jesoa. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro ny aminareo aho noho ny fahasoavana efa nomeny anareo izay tafaray amin’i Kristy Jesoa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena anareo ao amin’i Kristy Jesosy, Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena anareo ao amin'i Kristy Jesosy, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena anareo ao amin’i Kristy* Jesosy, Jereo ny toko |