Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:9 - Baiboly Katolika

9 I Hodesa vadiny no niterahany an’i Jôbaba, i Sebià, i Mosà, i Molkôma, i Jehosa, i Sekià ary i Marmà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 I Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba, i Ziba, i Mesa, i Malkama,

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

9 ka ireto avy no naterany tamin’i Hodesy vadiny: i Jôbaba sy i Tsibià, i Mesà sy i Malkama

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ka ireto avy no naterany tamin’i Hodesy vadiny: i Jôbaba sy i Tsibià, i Mesà sy i Malkama

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary Hodesy vadiny no niterahany an'i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 I Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba, i Ziba, i Mesa, i Malkama,

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:9
2 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no zanany lahy, loham-pianakaviana.


Niteraka tao amin’ny tanin’i Moaba, i Saharaima, taorian’ny nisaorany an’i Hosima sy i Barà, vadiny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra