Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:8 - Baiboly Katolika

8 Niteraka tao amin’ny tanin’i Moaba, i Saharaima, taorian’ny nisaorany an’i Hosima sy i Barà, vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Niteraka tany amin’ny tany Moaba i Saharaima taorianan’ny nisaorany an’i Hosima sy i Bara vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

8 I Saharaîma kosa, taorian’ny nisaorany an’i Hosîma sy i Baharà vadiny, dia niteraka tany amin’ny faritany Môaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 I Saharaîma kosa, taorian’ny nisaorany an’i Hosîma sy i Baharà vadiny, dia niteraka tany amin’ny faritany Môaba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary Saharaima niteraka tao amin’ny tany Moaba taorian’ny nisaorany an’i Hosima sy Bara vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary Saharaima niteraka tao amin'ny tany Moaba taorian'ny nisaorany an'i Hosima sy Bara vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Niteraka tany amin’ny tany Moaba i Saharaima taorianan’ny nisaorany an’i Hosima sy i Bara vadiny.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:8
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa tolotanana no nomeny ny zanaky ny vaditsindranony; sady mbola velona teo izy dia efa nampandehaniny izy ireo hiala teo amin’i Isaaka hiantsinanana any amin’ny tany Atsinanana.


i Naamàna, i Akià, ary i Gerà ilay namindra azy sy niteraka an’i Ozà sy Ahioda.


I Hodesa vadiny no niterahany an’i Jôbaba, i Sebià, i Mosà, i Molkôma, i Jehosa, i Sekià ary i Marmà.


Tamin’ny andro nanapahan’ny mpitsara dia nisy mosary teo amin’ny tany. Ary nisy lehilahy anankiray, avy ao Betlehema any Jodà, nandeha nitoetra tany amin’ny tanin’i Moaba, niaraka tamin’ny vadiny sy ny zanany roa lahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra