Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 8:7 - Baiboly Katolika

7 i Naamàna, i Akià, ary i Gerà ilay namindra azy sy niteraka an’i Ozà sy Ahioda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 I Namàna sy i Ahia ary i Gera; izy no nitondra azy ho babo. Niteraka an’i Oza sy i Ahihoda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo),– niteraka an’i Oza sy Ahihoda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Namana sy Ahia ary Gera; izy no nitondra azy ho babo), niteraka an'i Oza sy Ahihoda izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 I Namàna sy i Ahia ary i Gera; izy no nitondra azy ho babo. Niteraka an’i Oza sy i Ahihoda izy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 8:7
3 Rohy Ifampitohizana  

Izao no zanaka lahin’i Ahoda: lohan’ny fianakaviana nonina tao Gabaà izy ireo, ary nafindrany tany Manahata:


Niteraka tao amin’ny tanin’i Moaba, i Saharaima, taorian’ny nisaorany an’i Hosima sy i Barà, vadiny.


Ary nitafy ny efôda i Akiasy zanak’i Akitoba, rahalahin’i Ikabôda, zanak’i Finea zanak’i Helì, mpisoron’i Iaveh tany Silô. Tsy nahalala ny vahoaka, fa hoe lasa i Jônatasy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra