1Tantara 5:29 - Baiboly Katolika29 Zanak’i Amrama: i Aarôna, i Môizy ary i Maria. Zanaka lahin’i Aarôna: i Nadaba, i Abiò, i Eleazara ary i Itamara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Ny zanak’i Amrama dia i Arona sy i Mosesy ary i Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA29 Ny zanakalahin’i Hamràma dia i Aharôna sy i Mosesy; ary ny zanakavaviny dia i Miriama. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Ny zanakalahin’i Hamràma dia i Aharôna sy i Mosesy; ary ny zanakavaviny dia i Miriama. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Ary ny zanak’i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Ny zanak’i Amrama dia i Arona sy i Mosesy ary i Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. Jereo ny toko |