1Tantara 5:28 - Baiboly Katolika28 Zanaka lahin’i Kaata: i Amrama, i Isaara, ary i Oziela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201128 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA28 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara28 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Hamrama sy i Jitsehara ary i Hebrôna sy i Hoziela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy28 Ary ny zanakalahin’i Kehata dia Amrama sy Jizara sy Hebrona ary Oziela. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache28 Ny zanakalahin’i Kehata dia i Amrama, i Jizara, i Hebrona ary i Oziela. Jereo ny toko |