Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 4:15 - Baiboly Katolika

15 Zanaka lahin’i Kaleba, zanak’i Jefone: i Hira, i Elà, ary i Nahama. Zanaka lahin’i Elà: i Seneza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Ny zanakalahin’i Kaleba, zanakalahin’i Jefone, dia Iro sy i Elaha ary i Nama; ny zanakalahin’i Elaha dia i Kenaza.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

15 Ireo zanakalahin’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè dia i Hiro sy Elà ary i Nahama; ary ny zanakalahin’i Elà dia i Kenaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 Ireo zanakalahin’i Kaleba zanakalahin’i Jefonè dia i Hiro sy Elà ary i Nahama; ary ny zanakalahin’i Elà dia i Kenaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary ny zanakalahin’i Kaleba, zanakalahin’i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin’i Elaha dia Kenaza.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary ny zanakalahin'i Kaleba, zanakalahin'i Jefone, dia Iro sy Elaha sy Nama; ary ny zanakalahin'i Elaha dia Kenaza.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 Ny zanakalahin’i Kaleba, zanakalahin’i Jefone, dia Iro sy i Elaha ary i Nama; ny zanakalahin’i Elaha dia i Kenaza.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 4:15
10 Rohy Ifampitohizana  

I Maonatì niteraka an’i Ofrà; i Saraià niteraka an’i Jôaba, rain’ny ao an-dohasan’i Karaskima, fa mpiasa izy ireo.


Zanaka lahin’i Jaleleela: i Zifa, i Zifà, i Tirià ary i Asraela.


Fa i Kaleba nampangina ny vahoaka ny amin’i Môizy: «Andeha isika, hoy izy, hiakatra haka ny tany fa mety ho lasantsika tokoa izy.»


Kaleba zanak’i Jefone, avy amin’ny fokon’i Jodà;


Fa i Kaleba mpanompoko kosa, izay nanana hevitra hafa, ary niraikitra tsy nivadika tamiko, dia hampidiriko any amin’ny tany efa nalehany, ary hanana izany ny taranany.


dia tsy hisy hiditra amin’ny tany izay nianianako fa hamponenana anareo, afa-tsy i Kaleba, zanak’i Jefone, sy i Jôsoe zanak’i Nona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra