Nomery 7:85 - DIEM PROTESTANTA
ka 1 300 grama avy no lanjan’ny lovia volafotsy iray ary fitonjato grama avy no lanjan’ny kaopy volafotsy iray. Ny fitambaran’ireo fanaka volafotsy ireo dia 24 kilao araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.
Jereo ny toko
sekela telopolo amby zato avy no lanjan’ny lovia volafotsy, sekela fitopolo avy ny lovia famafazana; ny lanjan’ny volafotsy rehetra tamin’ireo fanaka ireo dia sekela efajato sy roa arivo, araka ny sekela masina;

Ny lovia volafotsy lanjana 130 sikla avy; ary ny kapoaka, 70 avy, ka 2.400 sikla, araka ny sikla masina, no totalin’ny volafotsy amin’ireo fanaka ireo,
Jereo ny toko
sekely telo-polo amby zato avy no lanjan’ny lovia vola-fotsy, ary sekely fito-polo avy ny lovia famafazana; ny lanjan’ny volafotsy rehetra tamin’ireo fanaka ireo dia sekely efa-jato amby roa arivo, araka ny sekely masina;
Jereo ny toko
sekely telo-polo amby zato avy no lanjan'ny lovia volafotsy, ary sekely fito-polo avy ny lovia famafazana; ny lanjan'ny volafotsy rehetra tamin'ireo fanaka ireo dia sekely efa-jato amby roa arivo, araka ny sekely masina;