Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 29:7 - DIEM PROTESTANTA

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra: dia volamena milanja 170 taonina; farantsa volamena miisa 10 000; volafotsy milanja telonjato taonina; halimo milanja eninjato taonina eo ho eo ary vy milanja telo arivo taonina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin’ny tranon’Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo sy iray alina ary talenta vy iray hetsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra: dia volamena milanja 170 taonina; farantsa volamena miisa 10 000; volafotsy milanja telonjato taonina; halimo milanja eninjato taonina eo ho eo ary vy milanja telo arivo taonina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Ka izao no nomeny hanaovana ny asa amin’ny tranon’Andriamanitra: talenta volamena 5.000, darìka 10.000, talenta volafotsy 10.000, talenta varahina 18.000, talenta vy iray 100.000.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin’ny tranon’Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo amby iray alina ary talenta vy iray hetsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin'ny tranon'Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo amby iray alina ary talenta vy iray hetsy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 ka nanome izay hanaovana ny fanompoana amin’ny tranon’Andriamanitra, dia talenta volamena dimy arivo sy darika iray alina sy talenta volafotsy iray alina sy talenta varahina valo arivo sy iray alina ary talenta vy iray hetsy.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 29:7
5 Rohy Ifampitohizana  

Novononin’i Davida koa ireto zavatra ireto: vy betsaka hanaovana fantsika ho an’ny lelavaravarana sy hanaovana faraingo; halimo betsaka tsy hita lanja;


Nanome araka izay fari-pananany avy izy mba hanampy ny vola voavory hanaovana ny asa: dia volamena 500 kilao, sy volafotsy 2 800 kilao, ary fanamiam-pisoronana zato.


ka 1 300 grama avy no lanjan’ny lovia volafotsy iray ary fitonjato grama avy no lanjan’ny kaopy volafotsy iray. Ny fitambaran’ireo fanaka volafotsy ireo dia 24 kilao araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.


Raha vao natomboka ny fampamoahana, dia nentina teo anatrehan’ny mpanjaka ity mpanompo izay nananany trosa denàry enimpolo tapitrisa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra